Sosialy

Ady amin`ny kere Hanafaingana ireo asa ny teknolojia vaovao


  • Alatsinainy 11 Janoary 2021

Mitohy ny ady amin'ny kere ataon'ny fitondram-mpanjakana any amin'ny faritra Androy sy Anosy.

 

 

 Isan’ny ifantohan’ny paik’ady napetraka ny fanisana ireo vahoaka any an-toerana . Amin’izao, ampiasaina ny nomerika sy ny tekolojia vaovao hanafainganan’ireo miaramila any an-toerana ny asa. Hialana amin’ny fikirakirana taratasy, hanafainganana ny fanisana ireo mponina dia amin’ny alalan’ny “tablette” sy ny “connexion” napetraka amin’ireo fiara tsy mataho-dalana ampiasain’ireo mpisehatra no miasa mivantana mampiditra ireo fanisana atao ao anatin’ny KERE-DATA izy ireo. Izany dia ahafahana mamantatra ao anatin’ny fotoana fohy ny isan’ireo tena marefo mila fandraisana an-tanana haingana, ireo tokony ho laharampahamehana amin’ny fizarana ireo fanampiana sy tosika, sns… Tanjona amin` izany moa dia 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗳𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗹𝗮𝘀𝗶𝗯𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗞𝗘𝗥𝗘, 𝗻𝘆 𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗶𝘀𝗮𝗻𝗶𝘇𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗺𝗯𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝗶𝘇𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗺𝗲𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘃𝗮𝗵𝗮𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗳𝗼𝗻𝗴𝗼𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗷𝗮𝗿𝗶𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮𝗳𝗼 𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝘁𝘀𝗶𝗺𝗼𝗻𝗻𝘆 𝗻𝗼𝘀𝘆. Izany no tanteraka dia noho ny fiaraha-miasa teo amin’ny Ministeran’ny fiarovam-pirenena sy ny Ministeran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny haitao ara-kajy mirindra.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FIAROVANA NY
  • Talata 05 Mey 2026

FAHASALAM-BAHOAKA

  • KAOMINÎNA TALATAMATY
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

Tantsaha an-jatony nahazo tohana

  • ANDRAVOAHANGY
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Hitadiavana vahaolana maharitra ny ranobe mandavan-taona

  • Karama farany ambany
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Nifampidinika ny mampiasa sy ny sendikan’ny mpiasa

  • Faritra Atsimo Andrefana
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Hisitraka rafitra famatsian-drano miisa 168

  • Vary tsy tafavoaka tany Alaotra
  • Zoma 17 Aprily 2026

Hovidian'ny orinasa SPM 1700 Ar ny kilao

Hijery ny tohiny
FTT