Sosialy

Mitaraina ny eny Ambohimirary Tafiakatra 2000Ar ny rano iray “bidon”


  • Zoma 15 Janoary 2021

Paompy 5 sy toeram-panasana lamba iray no eto aminay, tsy misy mandeha na

 

 

atoandro na alina, hoy ny solontenam-pokolonona eny Ambohimirary omaly. Voatery mitady rano amina toeran-kafa toa an’i Nanisana, Ankadindramamy,… hatrany Ankerana, hany ka tafiakatra 1000Ar hatramin’ny 2000Ar ny vidin’ny rano iray zerikanina mavo 20L. Mba mangataka ny tompon’andraikitra mba hijery an’izany, hoy ireo mponina. Tao anatin’ny 5 herinandro tsy nandeha mihitsy, ary alina izao mba nandeha kely saingy adin’ny telo monja, hoy ny mpiandry paompy iray eny an-toerana. Mijaly izahay, maina tsy misy intsony, ka mba jereo, isan’andro miandry vasoka matory amin’io “ciment” ve io mihitsy, kanefa dia tsy misy rano mandeha, hoy hatrany izy ireo.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT