Sosialy

Adin’ny mpivady Lehilahy iray no voatsindron’antsy


  • Zoma 15 Janoary 2021

Lehilahy iray tsy manan-tsiny no voatsatok’antsy teo amin’ny tendany ny alin’ny 12 janoary lasa teo tany Sambava.

 

 

Adina mpivady no nahatonga ny olana. Nisy lehilahy iray fantatra amin’ny solon’anarana hoe : Rasta mantsy niady tamin’ny vadiny. Rehefa novoinoiny io vadiny io ka nahatsiaro ho voa mafy tokoa dia lasa nitsoaka nandositra. Noheveriny fa itsy tovolahy voalohany itsy araka izany no niaro io vadiny io ka tany no nanamparany ny hatezerany raha araka ny vaovao azo tamin’ireo mponina any an-toerana . Nentina namonjy toeram-pitsaboana avy hatrany moa ilay tovolahy taorian’izany saingy tsy tana ny ainy fotoana fohy taorian’izay.

Pati sy Marigny

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT