- Talata 10 Novambra 2020
Sosialy.Fizarana sakafo any Amboasary Atsimo Gafiana ny sary avoakanay, hoy ny Filohan’ny SKM
Naneho ny alahelony Rtoa Julie Filohan’ny Fikambanana ara-kolontsaina Soa Kanto Malagasy (SKM), araka ny horonan-tsary nataony. Aty Amboasary Atsimo izay misy kaominina miisa 18 aho, ary tsy misy hanavahana fa tratry ny kere avokoa.
Hamaky ny tohiny
