• Alakamisy 12 Novambra 2020
Sosialy.AKANY HERIZO Mitsinjo ny zaza Malagasy

30,26%n` ny ankizy Malagasy ihany no tafiditra an-tsekoly. 60% amin`izy ireo kosa no misitraka ny sekolim-panjakana. Maro ny antony mahatonga ny sakana tsy hahafahan` ny ankizy mihazo sekoly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2020
Sosialy.Ady amin’ny herisetra ara-nofo Tsy hahazo fanalefahan-tsazy ireo voaheloka

Isan’ny nampitaraina ny maro ary nahazo vahana tato ho ato ny herisetra ara-nofo mihatra amin’ireo zaza. Hentitra ny Filoha Rajoelina ary nanamafy izany tamin’ny mpikambana rehetra ao amin’ny governemanta nandritra ny Filankevitry ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2020
Sosialy.Ampitatafika Avadika ho biogaz handrahoana sakafo ny diky

Olana ho an’ny kaominina maro eto amintsika amin’izao ny tsy fahampian’ny foto-drafitrasam-pahadiovana sy fidiovana. Lohalaharana amin’ireny ny trano fivoahana izay saika tsy hananan’ ny ankamaroan’ny mponina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2020
Sosialy.Depiote Nicolas “Vonjeo fa noana, marary, maty ny aty Betroka”

Manao antso avo amin'ireo mpitondra fanjakana mahefa rehetra ny tenako, fa mandalo lalan-tsarotra ara-tsosialy ny mponina aty Betroka indrindra fa ny lafiny ara-tsakafo, ary efa lombolombon'ny Kere misy ao atsimo ny zava-misy aty amin'izao, hoy ny Depiote voafidy tany Betroka Atoa Nicolas Randrianasolo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2020
Sosialy.Orinasa Ericsson Manamafy ny tan-tsoroka aty Afrika

Misarika ny mba hanomezana toerana hatrany ny tontolon’ny tambajotra sy ny hoavin’ny nomerika aty Afrika ny orinasa Ericsson.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Novambra 2020
Sosialy.Antananarivo sy Toamasina Raikitra indray ny grevin’ny mpianatra

Nanao fihetsiketsehana sy nanakan-dàlana, nandoro kodiarana indray ireo mpianatry ny oniversite mipetraka eny Ankatso I omaly vokatry ny fahatapan-drano.

Hamaky ny tohiny
FTT