• Alatsinainy 09 Novambra 2020
Sosialy.Tetikasa tany mahavokatra ao Vakinankaratra Antsoatany sy Andranomanelatra no voafantina

Ao anatin’ny fametrahana ny tetikasa “Titre vert” izay hanomezana tany mahavokatra ireo tantsaha ao Vakinankaratra dia nisy ny fidinana ifotony notontosain’ny minisitry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono, Lucien Ranarivelo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Novambra 2020
Sosialy.Fifamaliana nivadika zava-doza Nofirainy tamin’ny antsy ny molotra sy oron’ny vinantony

Zava-doza no nitranga tao Toliara ny sabotsy lasa teo. Nokatsanan’ilay rafozan-dahiny tamin’ny antsy fitetehany manga mantsy ny molotra sy ny oron’ilay vinantolavaviny raha iny nifamaly taminy iny ka nikipaka niala tamin’ny toerany mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2020
Sosialy.Tsarahonenana Antsirabe Tratra ilay mpianatra nanary zanaka tao amin’ny WC

Tovovavy mpianatra iray avy any ambanivohitra vao 17 taona monja no nanary ny zanany velona tany an-davapiringina ny 04 novambra lasa teo tany Tsarahonenana Sahanivotry Antsirabe ka namoy ny ainy ilay tsy manan-tsiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Novambra 2020
Sosialy.Fanolanana tsy mitsaha-mitombo Mitroatra ny olona, takiana ny sazy faran’izay henjana

Zazavavikely 7 taona naolan’ny tovolahy 16 taona teny Anosibe ary namoy ny ainy ; Zazalahy 14 taona, nisy nanolana ary namoy ny ainy raha vao tonga tao amin’ny Centre Vonjy Befelatanana ; 2 vavy kely teny Ivato voalaza fa naolan’ny "Agent de sécurité"

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Novambra 2020
Sosialy.Fampivelarana ny asa tànana Nomena fiofanana ireo mpisehatra

Natolotra tamin’ny fomba ofisialy omaly 03 novambra 2020 ny taratasy manamarina ny fahavitan’ny fiofanana nataon' ireo mpanao asa tànana nanaraka fiofanana fanamafisana ny fahefa-manao momba ny fikirakirana sy fitantanana ny lalam-barotra manaraka ny teknolojia vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Novambra 2020
Sosialy.Ady amin’ny fanolanana Mitaky fanovana toe-tsaina hoy ny jeneraly Ravalomanana

Mirongatra ny fanolanana zaza amam-behivavy eto amintsika. Saika nihatra taman’aina hatrany izany tato ho ato izay nahitana zazalahy kely vao 14 taona monja naterina teny amin’ny Centre Vonjy etsy amin’ny hôpitaly Befelatanana raha

Hamaky ny tohiny
FTT