Sosialy

Zoto sy ny bisikiletany Mbola hanohy ny diany any SAVA


  • Alarobia 27 Janoary 2021

Tsy tana i Zoto na Maurice Randrianarison na dia teo aza ny famoizany ny vadiny

 

 

 

Tnandritry ny fikirizany hitondra ireo ankohonany hitety an’i Madagasikara efa talohan’ny fihibohana ka hatramin’izao. Mbola tapa-kevitra ny handimby ilay Zoto teo alohany na Itompokolahy Louis Michel Ramarosata ny lehilahy sy ny bisikiletany ary nanapa-kevitra ny hanohy ny diany hiazo an’iny faritr’i SAVA iny indray. Nandray azy tao amin'ny biraony moa omaly maraina ny filoha lefitry ny antenimieram-pirenena, ny depiote voafidy tao Antsiranana, Jocelyne Maxime Rahelihanta. Nanome tohana azy ho famitana izay diany amin'ny faritr’i SAVA ho amin'ny faran'ity herinandro ity ihany koa ny tenany. Asa izay hiafaran’ity tantara ity. Miaraka amin’ireo zanany 3 mirahalahy moa, raha ny fantatra hatreto i Zoto mamita izao nofinofiny izao.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT