Sosialy

Tanimbary mirefy 1700ha Niasana tantsaha miisa 1156


  • Alarobia 10 Febroary 2021

Ao anatin’ny fampivoarana ny famokaram-bary eto Madagasikara amin’ny

 

 

alalan’ny tetikasa Fihariana dia nisy ny hetsika fampiasana tantsaha mpamboly vary miisa 1156 tamina velaran-tanimbary 1700 ha. Araka ny fanazavana, dia mitentina 2.564.636.560 ariary no natonton’ny fitondrana Malagasy hahombiazan’izany. Tanjona ao anatin’izay ny hahazoana voka-bary 7 taonina isaky ny ha. Andrasana kosa, araka izany, ny mety ho fiatraikan’izany amin’ny vidim-bary eny an-tsena ao anatin’izao fidanganana hiaraha-mahita izao.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT