• Alatsinainy 30 Novambra 2020
Sosialy.Ambovombe Androy Tafatsangana omaly ny CCO Kere

Napetraka tamin'ny fomba ofisialy omaly 29 novambra 2020 tao Ambovombe ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Novambra 2020
Sosialy.Ambohimitsinjo - Sambava Raim-pianakavina nitifitra nahafaty ny zanany vavy

Tovovavy iray 14 taona no namoy ny ainy ny sabotsy lasa teo tamin'ny 08 ora alina tany Sarahandrano, distrikan` Sambava.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Novambra 2020
Sosialy.Tahirim-bary sy PPN Tsy misy atahorana fa milamina, hoy ny ministera

Manome toky ny minisiteran` ny indostria sy ny varotra ary ny asa tanana (MICA)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Novambra 2020
Sosialy.Ambohimanarina Naolany tany amin’ny fitombenany ilay zazavavy

Tovolahy iray 15 taona no tratra nanolana zazavavy kely iray 14 taona teny Ambohimanarina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Novambra 2020
Sosialy.FISEMA Mitaky ny famerenana ny zon’ny mpiasa

Nitondra ny raharaha jeneraly Garimainty teny amin’ny fitsarana Anosy omaly ny avy eo anivon’ny Fisema Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Novambra 2020
Sosialy.Progaramam-panadiovana PIAA “Miandry ny hitantanany feno ny SAMVA ny CUA”

Nandray ny "Assises de l'assainissement et aménagement urbain" ny Kaominina

Hamaky ny tohiny
FTT