Sosialy

Ambilobe Saika namidiny tamin’ny vazaha ny zanany


  • Alatsinainy 07 Jona 2021

Zava-doza no saika nitranga tany amin’ny distrikan’Ambilobe. Zazalahikely iray vao 8 taona monja no saika namidin-drainy

 

 tamina tera-tany vahiny Raim-pianakaviana iray. Tamin’ny sabotsy hariva teo no tonga mivantana tao an-tokantranona tera-tany vahiny iray tao Matsaborilaidama ao Ambilobe ity Ray tsy mataho-tody ity. Mbola any amin’ny Renibeny any Ramena anefa no mipetraka io zazalahikely io. Tsy nisalasala ilay teratany vahiny araka izany nitantara tamin’ny fokonolona ka nosamborina avy hatrany ity lehilahy tsy mataho-tody ity. Saika niharan’ny fitsaram-bahoaka izy noho izany ka nalefa any amin’ny zandary any Antsiranana ho fiarovana ny ainy. Na izany aza dia efa mandeha ny fanadihadiana lalina mikasika ity raharaha ity amin’izao fotoana izao.


Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT