• Alarobia 23 Jona 2021
Sosialy.Antananarivo Delestazy manara-penitra omaly

Maizin-kitroka ny tanàna saika nanerana Antananarivo omaly teo anelanelan’ny tamin’ny 9ora ka hatramin’ny 10 ora alina, nisy mbola taorian’izay aza vao tafaverina ny herinaratra. Ny nihoatra an’izay tsy ferana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Jona 2021
Sosialy.Patrick Raharimanana “Ny Fanjakana ihany no mampiaka-bidy ny PPN”

“PPN, ny fanjakana ihany no mampiakatra ny vidiny”, io fanehoan-kevitra nentin’Atoa Patrick Raharimanana omaly eo anatrehan’ny fidangan’ny vidin’ny entana ilaina amin’ny fiainana andavanandro ankehitriny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jona 2021
Sosialy.Olana ara-tany - Antanandrano Tsy noraharahian’ilay orinasa ny taratasy fampiatoana asa

Na dia teo aza ny fidinana ifotony nataon’ny filohan’ny vaomiera misahana ny fananan-tany eo anivon’ny antenimierapirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jona 2021
Sosialy.Ozinina famokarana sakafo any Atsimo Halefahana ny haban-tseranan’ny Fondation Mérieux

Nankatoavina nandritra ny Filankevitry ny Minisitra omaly 16 jona ny fandraisan'ny fanjakana an-tànana ny haban-tseranana sy ny hetra manokana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jona 2021
Sosialy.Tsena Pochard Tsentsin’ny voridamba ny tatatra

Tsentsin’ny voridamba tanteraka ny tatatra fivarinan’ny rano maloto etsy amin’ny tsena Pochard Analakely

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jona 2021
Sosialy.Tovolahy vao 15 namoy ny ainy Voalaza fa nodarohana miaramila

Tsy hita nanomboka ny alahady hariva 6 jona 2021 teo ity zazalahy kely iray, saingy hita faty ny abotsy 12 jona 2021 teny am Hopitaly HJRA.

Hamaky ny tohiny
FTT