- Alatsinainy 14 Jona 2021
Sosialy.Madagasikara Ny 27% n’ireo zaza tsy ampy taona no miasa
Ny 27%-n’ireo zaza tsy ampy taona 5 ka hatramin’ny 17 taona no fantatra fa efa misehatra eo amin’ny tontolon’ny asa sahady eto amintsika.
Hamaky ny tohinyNy 27%-n’ireo zaza tsy ampy taona 5 ka hatramin’ny 17 taona no fantatra fa efa misehatra eo amin’ny tontolon’ny asa sahady eto amintsika.
Hamaky ny tohinyFanontaniana mbola tsy ahitam-baliny hatramin’izao ny hoe : Fa mankaiza marina ireo omby hangalarin’ny dahalo ireo ?
Hamaky ny tohinyTanora miisa 160.000 no efa nomen’ny Ministeran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa fiofanana teto amintsika tato anatin’ny 9 volana.
Hamaky ny tohinyLehilahy miisa 3 no saron’ny Polisy avy ao amin’ny kaomisarian’i Menabe ny alarobia 09 jona lasa teo.
Hamaky ny tohinyTsy latsaky ny 15 isa ny fitoriana azon'ny polisy mahakasika ity vehivavy malaza amin’ny fisolokiana hitantsika amin’ny sary ity.
Hamaky ny tohinyTena nampitaraina fatratra ny mpanjifa ny faktiora navoakan’ny JIRAMA tamin’ny fandaniana jiro sy rano tamin’ny volana mey lasa teo.
Hamaky ny tohiny