Sosialy

Fanolanana faobe Lehilahy 3 no tratra tany Menabe


  • Zoma 11 Jona 2021

Lehilahy miisa 3 no saron’ny Polisy avy ao amin’ny kaomisarian’i Menabe ny alarobia 09 jona lasa teo.

 

 

 

Resaka fanolanana faobe no hanenjehana azy ireo. Raha tsiahivina kely ny tantara dia nitrangana fanolanana faobe tao Marovoay, kaominina ambanivohitra Bemanonga, Distrikan’i Morondava andro vitivitsy lasa izay. Lehilahy miisa 4 no voatondro ho nanao izany raha vehivavy iray kosa no lasibatra. Lehilahy miisa telo, 19 taona ny roa ary 21 taona ny iray no voasambotra taorian’ny fikarohana natao. Misy naman’izy ireo hafa ihany koa mbola karohin’ny Polisy ankehitriny.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT