Sosialy

Anosimahavelona Tongan’ ny hazavana ny tanàna


  • Alakamisy 11 Novambra 2021

Nisitraka fahazavana amin'ny alalan'ny fametrahana ireo jiro eny amin'ny lalana rehefa tsy nisy nijery nandritra ny taona maro ny fokontany Anosimahavelona ao amin'ny Boriborintany fahaefatra.

Takamoa miisa 40 no napetraka teny an-toerana, raha araka ny fantatra. Programanasan'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny " Antananarivo mirehitra jiro", izany, tetikasa izay natao hamerenana ireo jiro amin'ireo Fokontany rehetra eto an-drenivohitra, hahafahana miady amin’ny tsy fandriampahalemana. Hafaliana tsy nisy toy izany ny an’ireo mponina ao an-toerana. Marihina moa fa anisan’ny Fokontany miaina anaty hala-botry, fanendahana hatrany ny Fokontany Anosimahavelona hatramin’izay.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT