Sosialy

Antsirabe sy Fianarantsoa Nirotsaka ny orana


  • Alatsinainy 15 Novambra 2021

Velom-bolo ireo mponin’Antsirabe sy Fianarantsoa rehefa nirotsaka ny orana tany an-toerana ny faran’ny herinandro teo.

 Mahatsiaro mba mangatsiatsiaka, hoy ny tao Vakinankaratra. Mbola tsy afa-po kosa na izany aza ireo mponin’I Fianarantsoa fa maniry ny mbola hitohizan’izay firotsahan’ny orana izay. Tsiahivina fa orana voatr’olombelona na artifisialy moa no nirotsaka tany an-toerana. Raha nanorisory, nisy fotoana, noho izany, ny firotsahan’ny orana be loatra tany aloha tany dia ankehitriny tena tadiavina fatratra izany noho ny fahapotehan’ny tontolo iainana miavosa hatrany.
J. Mirija
Legende: Mba mandomando ny tao Antsirabe
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT