Sosialy

Fanadiovana eny amin’ny Boriborintany faha-6 Nanampy ny vahoaka sy ny APIPA ny depiote Todisoa


  • Talata 28 Desambra 2021

Nidina niaraka tamin'ny vahoaka ao amin’ny boriborintany faha enina sy ireo tantsaha eny an-toerana ary ny APIPA ny Solombavambahoaka Todisoa Andriamampandry andro vitsy lasa izay,

 niezaka nanala ireo tsikafona ary nanadio ny lakan-drano C3 eny teny amin'ny lemak'i Betsimitatatra. Tanon’ny rehetra ny mba hahafahana mampidi-drano ara-dalana eny amin’iny faritra iny hahafahana mampandeha araka ny tokony hoy izy ny asa fambolena. Misy ihany koa ny asa tana-maro izay niarahany niasa tamin'ny APIPA ka ny tambin-karaman’ireto farany tamin'izany dia iarahana mandoha.
Nangonin’i Pati
Legende : Nirotsaka an-tsehatra tahaka izao ny depiote Todisoa Andriamampandry !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT