• Talata 07 Desambra 2021
Sosialy.Andranoalike - Androy Iharan’ny fanaparam-pahefana ireo tompon’omby

“Vonjeo izahay mponina aty Andranolalike Kaominina Andalatanosy any Ambovombe Androy fa anjakazakan’ny solontenam-panjakana sy ny mpiray dina ny omby”, hoy ny antso vonjy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Desambra 2021
Sosialy.Fiainam-pirenena Tsy misy fampandrosoana vanona raha tsy voafehy ny rano

Sehatra mampikolay ny vahoakan’Antananarivo sy ny manodidina ny tsy fisiana sy tsy fahampian-drano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Desambra 2021
Sosialy.Vontovorona Nanao fanadiovana faobe ny teny amin’ny Polyteknika

Betsaka ireo zava-manahirana ireo mpianatra manovo fahalalana eny amin’ny politeky Vontovorona amin’izao. Ankoatra ny tsy fisian’ny rano,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Desambra 2021
Sosialy.Anjilava Sambava Pitik’afo no nampirehitra ilay fasana

Fasana iray no nirehitra nipitihin’ny afo ny 02 desambra lasa teo teny Ambodiravina, Anjialava Sambava. Pitik’afo avy tamina fandoroana tanimbolin’olona no nahatonga ny afo raha araka ny vaovao voaray.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Desambra 2021
Sosialy.Tontolo ambanivohitra Mamelona tokantrano ny 90% n’ny vehivavy

Maherin’ny 80%n’ireo vehivavy misehatra amin’ny asa mbola tsy tafiditra anaty sehatry ny ara-dalana na ilay antsoina hoe “secteur informel”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Desambra 2021
Sosialy.Fanondranana olona an-tsokosoko Ankizivavy miisa 8 indray no saika nalefa tany Dubai

Tambazotra mahery vaika mpanondrana olona hiasa antsokosoko mankany Dubai no ravan’ny polisim-pirenena tamin’iny volana novambra nivalona teo iny.

Hamaky ny tohiny
FTT