- Alarobia 01 Desambra 2021
Sosialy.Leo fahatapahan-drano Raikitra indray ny grevy teny Ankatso I
Raikitra indray ny grevy sy fanakanan-dàlana teny Ankatso I omaly alina. Tezitra ireo mpianatra sy ny mponina noho ny tsy fisian-drano.
Hamaky ny tohinyRaikitra indray ny grevy sy fanakanan-dàlana teny Ankatso I omaly alina. Tezitra ireo mpianatra sy ny mponina noho ny tsy fisian-drano.
Hamaky ny tohinyNiparitaka teny anivon'ny tambazotra facebook ny fihetsik'ireo roalahy nandaka ilay mpitondra moto sy namono ilay lehilahy saika hiaro ilay mpitondra moto tetsy Ambodimita Ambohimanarina,
Hamaky ny tohinyMirongatra izay tsy izy ny fifanolanana ara-tany amin’ny karana amin’izao Fitondrana Rajoelina izao. Maro ny fitakiana sy fananganana sora-baventy etsy sy eroa fa tsy homena ny karana ny tany.
Hamaky ny tohinyZazavavy kely vao 07 taona monja no naolan’ny Raikeliny tany Betafo, Faritra Vakinankaratra. Raha araka ny fantatra dia 25 taona ity Raikely nahavanon-doza ity.
Hamaky ny tohinyTena madio ny fivarotana. Ireo mpivarotra manana ny ankanjo manokana sady mitovy daholo. Madio tsara ny toerana ary tsy ahitana fako sy vary masaka milatsadatsaka mihitsy eny amin'ny tany na potiny kely aza.
Hamaky ny tohinyTsy tena azo nantenaina ny vokatra lodisia tany amin’ny Faritra Analanjirofo tamin’ity taona ity raha araka ny fanazavan’ny lehiben’ny faritra ny Dr Randriamanantena Marcellin.
Hamaky ny tohiny