• Zoma 17 Desambra 2021
Sosialy.Sendika eto Madagasikara Efa maherin’ny 400 isa

Tafapetraka ny drafim-pitantanana iatrehan’ny Randrana sendikaly ny 3 taona, izany hoe 2022-2025. Hametrahana ihany koa izany ny rafitra iatrehana ireo tolona sendikaly marobe satria hafanafana ny tontolon’ny asa eto

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Desambra 2021
Sosialy.Angovo fampiasa an-tokantrano Hidina ny vidin’ny Vitogaz manomboka anio

Hiverina amin’ny laoniny sy ny nahazatra ny mpanjifa hatramin'izay ny vidin'ny entona fandrehitra fampiasa ao an-tokantranp na “gaz”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Desambra 2021
Sosialy.Kaominin’Ivato Tafakatra 600 ariary ny rano iray « bidon »

Tafakatra hatramin'ny 600 ariary ny rano iray bidon ao anatin'ireo fokontany 13 mandrafitra ny kaominina ivato vokatry ny tsy fisian-drano

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Desambra 2021
Sosialy.Antananarivo Misy nidangana izay tsy izy ny hetran-trano

Misy nidangana izay tsy izy ny hetran-trano eto Antananarivo, raha ny fitarainana voaray tamina renim-pianakaviana iray sy mponina eny amin’iny boriboritany faha 5.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Desambra 2021
Sosialy.Banky sasany eto Antananarivo Tafahoatra ny fampijaliana mpanjifa

Miha mitombo isa ankehitriny ny olona mitaraina amin'ny fomba fiasa eny amin'ireo masoivohona banky sasany eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2021
Sosialy.Fanjarian-tsakafo sy fambolena any Atsimo Nanolotra 25 tapitrisa dolara ny Amerikana

Nambaran’ny mpiandraiki-draharahan’ny masoivohon’i Etazonia Amy Hyatt ny faran’ny herinandro teo ny fanomezana famatsiam-bola 25 tapitrisa dolara fanampiny,

Hamaky ny tohiny
FTT