Sosialy

APIPA Mampitandrina sahady ireo mponin’ny faritra iva


  • Alakamisy 03 Febroary 2022

Nandefa filazana mampitandrina sahady ny mponina mipetraka eny amin'ny faritra iva lalovan'ny renirano'Ikopa, Sisaony ary Mamba ny APIPA

 omaly manoloana ny mety hiakaran'ny rano noho ny rotsak’orana izay mety hoentin'ny rivo-doza Batsirai eto amintsika. Amin’ny ankapobeny anefa dia tsy mbola rototra ny ankamaroan’ny mponina. Vitsivitsy ihany ireo efa miomankomana noho ny tahotra ka efa mitady fianakaviana hifindrana monina aloha. Ho an’ireo mponina eny amin’ny faritra avo izay tena atahorana toa an’i Manjakamiadana…. dia efa nisy ireo nandao ny trano lasa namonjy ny fianakaviany omaly saingy mbola vitsy. Noho ny tahotry ny mety ho fihotsahan’ny tany no voalaza fa antony nandaozan’izy ireo ny trano fonenany.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT