Sosialy

Isika tondra-drano Ny ranon’ny JIRAMA tsy mandeha


  • Alakamisy 03 Febroary 2022

Ahoana io rano tsy mandeha io nefa isika aza tondra-drano, hoy ny fanontanian’ny mpanara-baovao manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny?

Variana amin'ilay jiro isika, hoy ny sekretera jeneralin’ny holafitry ny mpanao gazety teo aloha, Miary Rasolofoarijaona, izay tena mbola tapaka lava sady ela. Ny fanazavana izay terena ho eken'ny malagasy, hoy izy, dia ilay zavatra simba ao Andekaleka sy ny filazana fa nanao ny tsy nety ny mpitondra rehetra teo aloha. Fa tena mahagaga ny resaka rano. Tao anatin'ny herinandro izao dia zara raha mandeha nefa isika aza tondra-drano. Dia hanome fanazavana indray zao zareo dia heveriny fa tsy maintsy manaiky isika fa tsy ilay olana no vahany. Faly manome fanazavana ny mpitondra amin'izao fotoana fa tsy mamaha ilay olana, hoy hatrany ny tenany, mikasika ity resaka JIRAMA ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT