Sosialy

Dumako tao Toamasina 420 ireo traboina raisina ao amin’ny EPP Analamboanio


  • Alakamisy 17 Febroary 2022

Tafakatra 420 sahady ny isan'ireo olona avy ao amin'ny fokontany Antsiranampasika Toamasina voatery nafindra any amin'ny E. P. P Analamboanio omaly

 maraina vokatry ny fiakaran’ny rano nateraky ny fandalovan’ilay rivo-doza Dumako. Saika tonga any amin’ny an-tsasaky ny tranon’izy ireo avokoa ny rano raha araka ny fantatra noho ny hatevenan’ny rotsak’orana. Ny ben'ny tanàn'ny kaominina ambonivohitra Toamasina, Atoa Nantenaina no nandray an-tànana sy nikarakara ireo traboina hatramin’ny omaly ary manantena ny tolo-tanana entin’ny Fitondram-panjakana.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT