Sosialy

Fizarana Vatsy tsinjo Maro ireo tokantrano mitaraina


  • Alakamisy 07 Aprily 2022

Tsy mety milamina sy mirindra mihitsy ny fizarana Vatsy tsinjo avy amin'ny Fitondram-panjakana ho an'ireo fianakaviana sahirana.


 Nisy indray omaly tetsy amin'ny Fokontany Ambohitsoa ny olona nitaraina fa tsy nahazo ny anjarany na dia misora-pokontany ara-dalana aza. Efa nampiandrasana nandritra ny fotoana maharitra anefa izy ireo no sady efa lany fotoana nivezivezy teny amin'ny fokontany. Raha araka ny fanazavan'ireo olona ireo moa dia tsy ampy hono ilay fanampiana. Teo andaniny anefa dia fantatra fa tokantrano miisa 1587 no nisitraka izany taorian'ny fanamarinana nataon'ny sefom-pokontany. Mponina avy ao amin'ny Boriborintany faharoa avoko moa izy ireo. Ahitana vary 25 kg, menaka, savony, ronono mandry, ....moa ity vatsy tsinjo fanomezana avy amin'ny Fitondram-panjakana ity.
Pati Legende : Nandritra ny fizarana omaly !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT