Sosialy

Kaominina Ambohibao Antehiroka Namoaka boky fitsipika mifehy ny fahadiovana


  • Alakamisy 07 Aprily 2022

Misy fitsipika mifehy ny resaka fahadiovana sy fidiovana eny anivon'ny fiaraha-monina fa tsy mandeha ho azy.

Antony namoahan'ny kaominina Ambohibao Antehiroka ilay boky fitsipika mirakitra ny fahadiovana sy fidiovana izay nampahafantariny omaly izany notarihin'ny Ben'ny tanana Lalaina Vatosoa. Tanjon'ny kaominina ny hizara fanabeazana sy fahalalana ho an'ny isan-tokantrano momba ny fahadiovana maneran ireo fokontany 9 ao aminy. Hozaraina maimaimpoana moa ity boky ity amin'izao fiandohany izao raha anisan'ny toerana ahitana azy ihany koa ny eny anivon'ny biraom-pokontany sy ny kaominina. Tsy mpanasazy aho hoy ny Ben'ny Lalaina Vatosoa fa kosa miezaka mizara fahalalana sy manabe. Pati
Legende : Nandritra ny fampahafantarana ny boky omaly !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT