Sosialy

Fanolanana zaza kamboty Nadoboka am-ponja vonjimaika ilay mpiandry


  • Zoma 15 Aprily 2022

Nadoboka am-ponja vonjimaika omaly eny amin’ny fonjaben’Antanimora ilay Rangahy voalaza fa mpiandry sy ny zanany lahy nanolana ilay tovovavy kely iray efa kamboty vao 21 taona

monja nipetraka tao amin’ny toby fitaizana zaza kamboty izay niandraiketany. Raha tsiahivina kely ny tantara dia efa kamboty Ray ity zaza ity raha sahirana kosa ny Reniny ka any ambanivohitr’Antsirabe no mipetraka . Ny naman'ny dadany, izay mitantana toby mpiandry lehibe eto an-drenivohitra no nandray sy nitaiza azy araka izany. Rehefa nandeha anefa ilay fotoana dia naolan'io rangahy lehibe io sy ny zanany lahy io tovovavy kely ity, ka saika namono tena mihitsy. Mangataka fanampiana amin’ireo tsara sitra-po tsy an-kanavaka rehetra araka izany ity tovovavy ity mba hahafahany manohy ny fianarany. Tsy afaka ny hijanona ao amin’ilay toby nisy azy teo aloha intsony mantsy ny tenany fa tsy maintsy handeha.
Pati
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT