- Zoma 10 Jona 2022
Sosialy.26 jona ao Ambohidrapeto Ankizy miisa 1.500 no hozaraina arendrina
Toy ny kaominina rehetra manerana ny Nosy dia hanamarika amim-pifaliana ny fetin’ny 26 Jona ihany koa ny kaominina Ambohidrapeto,
Hamaky ny tohinyToy ny kaominina rehetra manerana ny Nosy dia hanamarika amim-pifaliana ny fetin’ny 26 Jona ihany koa ny kaominina Ambohidrapeto,
Hamaky ny tohinySamy manana ny fomba entiny hanamarihana ny fankalazana ny tsingerin-taona faha-62 taona nahazoantsika ny fahaleovantena ny kaominina tsirairay avy.
Hamaky ny tohinyHenonay ny fanambaran’ny CNAPS, hoy ny Randrana sendikaly, hoe miandry didy fampiharana iny fisondrotan-karama iny.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny tosika ara-bola dia tohana goavana tena sitrahan’ireo mpisitraka ny fandaharanasa FIAVOTA, ny tantsoroka maro entina handrisihana ireto farany, hiova fihetsika,
Hamaky ny tohinyDiso fanantenana sy very fanahy mbola velona ankehitriny ny tantsaha mpamokatra lavanila ao amin’ny faritra SAVA, hoy ny depiote voafidy tao Sambava, Ramilison Ange Richard,
Hamaky ny tohinyOlona miisa 04 no nosamborin’ ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny SUT (Sureté Urbaine de Tana) teo Analakely ny zoma 03 jona 2022 lasa teo rehefa nisoloky tamin’ny alalan’ny lalao “Mena mahazo”.
Hamaky ny tohiny