Sosialy

Andravoahangy Nodorna ireo fromazy sy paty simba sy lany daty


  • Alakamisy 28 Jolay 2022

Nitohy tamin’ity herinandro ity ny hetsika famotehana ireo entana tsy mahafeno fepetra intsony ka tsy azo amidy amin’ny mpanjifa. Fromazy, paty,

 vokatra voaodina avy amin’ny henankisoa sy amandy milanja 350kg amin’ny fonosana miisa 283, ireo no nodorana teny Andravoahangy, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Ny mpivarotra tompon’ny entana ihany no nanao ny fanambarana tamin’ny tomponandraikitra ka nanolotra izany ho dorana mba ho fitsinjovana ny mpanjifa. Tsy hijanona hatreo moa izay hetsika izay, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT