Sosialy

Clémence Raharinirina “Ady amin’ny mahantra no misy eto”


  • Talata 02 Aogositra 2022

Teny tsotra no namintinan’ny mpanolontsain’ny tanànan’Antananarivo, Clémence Raharinirina, ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny.

Tsy ady amin'ny fahantrana no misy eto, hoy izy, fa ady amin'ny mahantra. Tsy misy famoronana asa eto fa famotehana ny misy no hita. Raha mitohy izao toetsaina sy fomba fitantanana izao dia tsy handroso mandrakizay i Madagasikara ka noho izany mifohaza, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT