Sosialy

Famaranana ny vakansy lehibe Manavao ny tolotra omeny hatrany ireo tranombarotra


  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022

Saika manavao ny tolotra omeny avokoa ireo orinasa fanta-daza manerantany amin’izao volana Aogositra mamaramparana ny vakansy lehibe izao.

Raha vantany vao miditra eo indray mantsy ny mpianatra doa ho sahirana ny Ray aman-dReny ka tsy afaka ny hanolo ireo kojakojan-tokantranony intsony. Lohalaharana amin’izany ireo orinasa fanta - daza toy ny tranombarotra « Baolai » etsy Analakely sy Soarano, ho antsika eto Madagasikara. Mamaly ny filan’ny besinimaro amin' ny alalan’ilay « Promotion 1 Ariary » izy ireo amin' izao fotoana izao. « Ho an ' ireo izay manjifa fahitalavitra fisaka sasantsany marika hisense sy jeyoo ohatra dia misy antoka 12 volana izany. Misy manomboka amin’ny 32" ka hatramin' ny 85" izy ireny ao amin’ny Baolai. Raha mividy izany dia mety hahazo entana samihafa amin' ny vidiny 1 Ariary toy ny fer à repasser, Smartphone sy ampli - baffle. Ho hita ao amin' ny site web sy pejy facebook n’izy ireo avokoa ny antsipirian’izany» hoy ny tompon ' andraikitra. Ao ihany koa no ahitana ireo karazan’entana samihafa tsara kalitao, vaovao amin ' ny vidiny mirary toy ny four micro - onde, réfrigérateur, machine à laver, synthétiseur, table de mixage, climatiseur, panneaux solaires mono sy polychristalline.
(sary fanehoana)
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • ANDRAVOAHANGY
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Hitadiavana vahaolana maharitra ny ranobe mandavan-taona

  • Karama farany ambany
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Nifampidinika ny mampiasa sy ny sendikan’ny mpiasa

  • Faritra Atsimo Andrefana
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Hisitraka rafitra famatsian-drano miisa 168

  • Vary tsy tafavoaka tany Alaotra
  • Zoma 17 Aprily 2026

Hovidian'ny orinasa SPM 1700 Ar ny kilao

  • HONORAT FOU HEHY
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Niainga omaly hariva hiazo

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 13 Aprily 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT