• Alakamisy 13 Oktobra 2022
Sosialy.Ambovombe Androy Efa tafakatra 2.000 Ar ny rano iray bidon amin’izao

Tena mijaly rano ireo mponina any amin’ny Faritra Ambovombe Androy amin’izao. Efa mananika ny 2. 000 Ariary mantsy ny vidin'ny rano fisotro madio 01 bidon miloko mavo amin'ny 20 litatra any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Sosialy.Dr Fidy Bariniaina “Mampiakatra toekarem-pirenena ny famerana zaza ateraka”

Potika ny tontolo iainana, hoy ny dokotera mpitsabo, Dr Fidy Bariniaina. Isan’ny mahatonga izany ny doro-tanety, hoy izy. Miha vitsy ny ala misintona orana. Lasa maina ny andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Sosialy.Mahajanga Nitokona ireo mpirotra trondro

Nitokona vao maraina omaly ireo mpivarotra trondro ao Mahajanga. Noravan’ireo polisy monisipaly tamin'ny 3 ora maraina mantsy ny toeram-pivarotan'izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Sosialy.Fianakaviana miisa 1000 mamafy rano Hahazo entona 5 taonina fara fahakeliny

Raha misy fianakaviana miisa 1000 mamafy rano avy nampiasaina isan’andro izay mahatratra 10 litatra avy, izany hoe, tsy misy potika fako,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Oktobra 2022
Sosialy.Fanitarana an’i Bas Mangoky Mampitandrina ny komitin’ny olon-kendry

Nandefa taratasy misokatra eo anivon’ny banky afrikanina misahana ny fampandrosoana na BAD ny komitin’ny olon-kendry misaina ny hoavin’I Bas Mangoky na CRDBM

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Oktobra 2022
Sosialy.Efa loza mihatra amin’ny fiarahamonina Voarebirebin’ny rongony ny tanora mpianatra

Manaitra ireo ray amandreny ny zandarimariam-pirenena noho ny fihanaky ny rongony amin’izao fotoana : « Ry Ray aman-dreny: andao hiara-hiasa aminay.

Hamaky ny tohiny
FTT