Sosialy

Akany Zandarimaria Arivonimamo Nankalaza noely ireo ankizy miisa 71 beazina


  • Alatsinainy 19 Desambra 2022

hoy ny fampitam-baovao voaray. Tonga nanome voninahitra ity krisimasin'ny akany ity ireo tomponandraikitra ambony rehetra eo anivon'ny zandarimaria ombam-bady avy.

Fotoam-pivavahana nanomezam-boninahitra an'Andriamanitra notarihin'ireo raiamandreny am-panahy, fifandimbiasam-pitenenana samihafa, fampisehoana an-dampihazo sy dihy mirindra, fandraisana ireo fanomezana toy ny fotodrafitr'asa fiompiana akoho amam-borona, ondry, bitro, zanak'akoho gasy, masomboly, fitaovana fikojakojana zaridaina ary mofomamy noely moa no isan’ny nandravaka ny fandaharam-potoana. Teo koa ny fizarana kilalao sy vatomamy avy amin'ny fikambanan'ny vadin'ny zandary ary ny fiaraha-misakafo tamin'reo ankizy sy ireo izay nasaina tao amin'ny trano malalaka Label Village, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT