Sosialy

Antananarivo III Zokiolona marobe notolorana solombody akoho


  • Alakamisy 22 Desambra 2022

Zokiolona am-polony omaly no notoloran’ny Solombavambahoaka Anyah solombody akoho tao amin’ny distrikan’Antananarivo fahatelo faritra nahalany azy.

Raha araka ny fanazavany dia zava-dehibe ho azy loatra ny tso-drano azony sy ny ankohonany avy amin’ireny zokiolona ireny isan-taona. Ireo zokiolona mihoatra ny 70 taona mihoatra no nahazo tombony manokana tamin’izany raha nisy ihany koa ireo roa niavaka izay efa nahatratra 100 taonany avokoa. Nomarihin’ny solombavambahoaka Anyah moa fa tsara kokoa ny manome noho ny mandray, antony hahatsiarovany ireo zokiolona tahaka izao ankoatra ny fanajana azy ireny amin’ny maha-loharano nipoirana.
Nangonin’i Pati
Legende : Nandritra ny fanolorana fanampiana omaly
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT