- Alakamisy 20 Oktobra 2022
Sosialy.Tsy voaloa vola Hiato ny asa fanarenana ny tsena ao Toliara
Mihisatra ary mety hikatso ny asa fanarenana ny Bazaribe sy Scama ao Toliara. Mpiasa an-jatony no ho very asa manaraka izay.
Hamaky ny tohinyMihisatra ary mety hikatso ny asa fanarenana ny Bazaribe sy Scama ao Toliara. Mpiasa an-jatony no ho very asa manaraka izay.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny eto an-drenivohitra dia efa miparitaka any amin’ny faritra ihany koa ireo Ray aman-dReny maniraka ny zanany hangataka.
Hamaky ny tohinyNotanterahina tany amin’ny faritra Analanjorofo, distrika Maroantsetra sy distrika Mananara Avaratra, ny fametrahana ny vato fototra ho fanombohana ny fotodrafitrasa fananganana ny « Complexe Pêche »
Hamaky ny tohinyTaorian’ny didim-pitondrana fampiharana ny didim-panjakana fampidinana karama dia tsy mazava anay eto anivon’ny
Hamaky ny tohinyIzahay mpiasan’ny orinasa afakaba angamba isany mampidi-bola anaty kitapom-bolam-panjakana nefa tsinontsinoavin’ny mpitondra rehefa misy fampiakarana karama,
Hamaky ny tohinyZaza menavava iray fantatra fa lahikely ary manodidina ny 3 volana eo ho eo no narian-dreniny tao amin'ny fokontany Antanimalandy, kaominina sy distrikan’i Mahajanga I omaly maraina.
Hamaky ny tohiny