• Talata 08 Novambra 2022
Sosialy.AMPASIKA Mitaraina ho tsy mahita asa intsony ireo mpanasa lamba

Efa ho roa volana mahery izao no tsy nahita asa fivelomana intsony ireo mpanasa lamba etsy amin’ny ranon’Ikopa mandalo etsy Ampasika sy Anosizato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2022
Sosialy.AMPASIKA Mitaraina ho tsy mahita asa intsony ireo mpanasa lamba

Efa ho roa volana mahery izao no tsy nahita asa fivelomana intsony ireo mpanasa lamba etsy amin’ny ranon’Ikopa mandalo etsy Ampasika sy Anosizato. Manodidina ny 1000 mahery anefa ny isan’izy ireo miaraka amin’ny mpanao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Novambra 2022
Sosialy.Reraky ny adin-tsaina sy ny fitadiavana Maro ny olona tratry ny « fatigue générale »

Reraky ny adin-tsaina amin’ny fampandehanana ny fiainana amin’ny andavanandro ny ankamaroan’ny olona amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2022
Sosialy.Kariera vaky any Didy… Feno Sri-Lankais Ambatondrazaka

Tsikaritra ny fisian’ireo teratany vahiny Sri-Lankais maro mihaolohaolo ao an-tanànan'Ambatondrazaka renivohitra amin’izao fotoana izao. Efa ho volana vitsivitsy izay, tsy fantatra mazava ny tena anton-diany,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Oktobra 2022
Sosialy.Fanatsarana ny fambolem-bary Hanome 65 miliara Ar ny Japonais

Tonga nanolotra ny dika mitovin’ny taratasy manendry azy hiasa sy honina eto Madagasikara tamin’ny Filoham-pirenena ny Ambasadaoron’i Japon vaovao Koji Abe omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Oktobra 2022
Sosialy.Mahitsy sy Mahamasina Nahatrarana entana efa simba maro teny an-tsena

Nitety ireo mpivarotra mpamongady sy mpaninjara ny entana ilaina amin’ny andavanandro tamin’ny toerana maro ny ekipan’ny Ministeran’ny varotra eto Analamanga omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT