• Talata 15 Novambra 2022
Sosialy.Kaominina Antananarivo Nisy niakatra avo 100 heny ny hetran-trano

Miverina indray ny resaka hetran-trano midangana eto an-drenivohitra. Mimenomenona ny mponin’Antananarivo noho ny fidangan’ny hetra takian’ny Kaominina Antananarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2022
Sosialy.Krizy ara-bola sy ara-tsakafo Vao mainka ho loza ny 2023 raha tsy miomana

Efa naman’ny vita, ary tsy misy zavatra antenaina firy amin’ity taona 2022 ity, raha resaka famahana olana sy fampandrosoana firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2022
Sosialy.Mpivaro-tena amin’ny facebook 13 taona no zandriny indrindra

Tena mampihoron-koditra ny zava-misy iainan’ny tanora ankehitriny. Mirongatra sy mahazo vahana tanteraka mantsy ny asa fivarotan-tena amin’ny alalan’ny aterneto na ny tambajotran-tserasera Facebook.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2022
Sosialy.“Start up program Mitsiry” Tetikasa 10 hisitraka fanohanana 5000 dolara

Mpandraharaha Malagasy miisa 10 nisongadina tao anatin’ny 83 nifaninanana no hisitraka fanohanana andiany voalohany mitentina 5000 dolara hoenti-manafaingana ny tetikasany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2022
Sosialy.Kere any Ikongo Tafiakatra 45 ireo efa namoy ny ainy

Tafiakatra 45 no maty tao anatin’ny roa herinandro nanateran’ny Birao misahana ny loza sy ny tandindon-doza na BNGRC fanampiana tany Ikongo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2022
Sosialy.Sampandraharaha iraisam-pirenena momba ny asa Hijery ireo fomba ho enti-manatsara ny tontolon’ny asa eto

Sambany no hikarakara ilay Business forum voalohany momba ny tontolon’ny asa eto amintsika ny sampandraharaha iraisam-pirenenena momba ny asa na ny OIT.

Hamaky ny tohiny
FTT