- Alatsinainy 26 Desambra 2022
Sosialy.Zazavavy vao 12 taona Notambazana vola sy « biscuit » dia naolana avy eo
Lehilahy iray 46 taona no nosamborin’ ny polisy miasa ao amin'ny fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka Anosy ny 20 desambra teo rehefa nanolana zaza tsy ampy taona.
Hamaky ny tohiny
