• Alarobia 14 Desambra 2022
Sosialy.Fiarahamonina sy fahasalamana Mitombo isa ireo zaza ôtista sy teraka tsy tonga volana

Tsy mijanona amin’ny rarintsaina fotsiny fa zary lasa misy fiantraikany goavana amin’ny fahasalamam-bahoaka mihitsy ny fahasahiranana iainan’ny isan-tokantrano vokatry ny hasarotan’ny fiainana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Sosialy.Rakotomanga Barson « Mbola nofy izany asa mendrika izany »

Nitsidika ny tanànan'i Tolagnaro, renivohitry ny Faritra Anosy ny Sekretera Jeneralin’ny Randrana Sendikaly, Rakotomanga Barson.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Sosialy.Antananarivo Renivohitra Ankizy miisa 120.000 homena kopia

Tontosa omaly tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Tanànan'Antananarivo tamin’ny alalan’ny Ben’ny tanàna Naina Andriantsitohaina sy ny OIF Vondron’ny tany miteny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2022
Sosialy.Fanantenana FAFI V Nanome fanampiana ireo mpamaky vato

Olona sahirana mpamaky vato aman-jatony teny amin’ny « carrière » Ambatomaro no samy nahazo fanampiana toy ny vary, menaka, savony,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2022
Sosialy.Milenaky Toliara II Tafakatra 1000 Ar ny rano iray bidon

Tafakatra 1.000 Ar amin’izao ny vidin'ny rano iray bidon miloko mavo any amin’ny kaominina ambanivohitr’i Milenaky Distrikan’i Toliara II.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Desambra 2022
Sosialy.Fiompiana manara-penitra Fanoitra iray hanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly ny eny amin’ny kianja Barea Mahamasina ny tsenabe iraisampirenena momba ny fiompiana sy ny vokatra azo avy aminy,

Hamaky ny tohiny
FTT