• Talata 27 Desambra 2022
Sosialy.Ady tany ao Amparafaravola Mitohy amin’ny fakana vary eny an-tanimbary

Mangataka fiaraha-miasa amin’ireo mpitondra izay afaka mba hiantso ireo manam-pahefana akaiky indrindra, hoy ny zanaka tantsaha iray ao Amparafaravola, fa ny vary izay nambolen’i Rakotondrazaka papako niteraka ahy dia

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2022
Sosialy.Fotsim-bary Hananika ny 1.000 Ar ny iray kapoaka atsy ho atsy

Tsy mitsahatra ny miaka-bidy ny vidin’ireo karazana kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro eny an-tsena taorian’ny niakaran’ny vidin-tsolika. Ny vidim-bary no tena mampikolay fatratra ny maro, indrindra fa amin’ireo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2022
Sosialy.Fiatrehana ny fety Misy ireo tranom-barotra mitsinjo ny mpanjifa

Mbola ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fety tanteraka isika. Mbola vonona ny hiatrika izany hatrany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Soarano sy Analakely ary ao amin’ny Bazaribe Toamasina,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2022
Sosialy.Fisorohana fanapoizina ara-tsakafo Tsy dia tsara ny mitahiry sakafo

Tsy maintsy misy foana isan-taona rehefa fety toy izao ireo tratry ny fanapoizinana ara-tsakafo na dia efa betsaka aza

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2022
Sosialy.Varotra sy fanjifana Midangana andro aman’alina ny vidim-bary

Mbola vao aty amin’ny volana desambra dia efa midangana izay tsy izy ny vidim-bary, manodidina ny 900 Ar noho mihoatra ny kapoaka ho an’ny vary mba tsaratsara kalitao, izay tena mampikolay vahoaka tokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2022
Sosialy.Krismasy fifampizarana Nanampy ireo zaza sahirana ny fikambanana FAFA

Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy. Nizara vatomamy sy bisky ho an'ireo Zokiolona sy ankizy avy amin'ny fianakaviana sahirana teny amin’ny Fokontany Morarano,

Hamaky ny tohiny
FTT