• Alakamisy 09 Febroary 2023
Sosialy.Fahantrana manara-penitra Mitombo isa ireo mitrosa eny amin'ny "épicerie"

Nitombo hatrany amin’ny 50% tamin’ny volana Janoary teo sy tamin’ity volana Febroary ity ireo olona tonga maka trosa eny amin’ireo mpivarotra enta-madinika sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Febroary 2023
Sosialy.Tontolon'ny fampianarana Olana goavana ny fandoavana ny "écolage"

Velon-taraina ny ankamaroan’ny tompon’ireo sekoly tsy miankina eto an-drenivohitra. Hatreto mantsy dia mbola vao ny 20%-n’ireo Ray aman-dRenin’ny mpianatra raha betsaka no nahaefa ny saram-pianaran’ny zanany volana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Febroary 2023
Sosialy.andevozin'ny zava-mahadomelina Eny akaikina sekoly no midoroka

Lehilahy miisa 02, izay vao 26 sy 21 taona no saron’ny mpitandro ny filaminana nifoka rongony teny Ambohimanatrika ny 07 Febroary lasa teo tokony ho tamin’ny 7ora hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Febroary 2023
Sosialy.Antananarivo 2 isan-kerinandro no mamono tena noho ny resa-pitiavana

Mbola betsaka ireo olona mamono tena vokatry ny olana ara-pitiavana eto amintsika. Ankoatra ireo mihinam-panafody mahery vaika dia tsy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2023
Sosialy.Tsy fanjarian-tsakafo mahery vaika Zaza manodidina ny 6 hetsy mila vonjy any Atsimo

Mbola tena henjana ny tsy fanjarian-tsakafo mahery vaika any Atsimon’ny Nosy. Ny ankizy no tena mizaka ny tsy eran’ny ainy, ary isan’ny olana ny tsy fahampian’ny hoenti-manana ara-bola hoentina miatrika izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2023
Sosialy.Lasa mamahana voafonja I Malama mivady “Zava-doza ny aty, lanin’ny voalavo hatramin’ny faty…”

Nohelohin’ny Fitsarana higadra 2 taona i Mahery Lanto Manandafy na Malama ny 01 febroary teo noho ny fitorian’ilay polisy nambarany fa mpanelanelana amin’ny famatsiana bala,

Hamaky ny tohiny
FTT