- Zoma 12 Mey 2023
Sosialy.Olana ara-tsosialy Mitombo isa ireo olona torana sy matin’ny hanohanana
Mitombo isa hatrany ireo olona matin’ny hanohanana eto amintsika. Ankoatra ireo tazana mianjera dia torana ary mamoy ny ainy fa noana eto an-drenivohitra dia hita any amin’ny faritra ihany koa izany tranga izany.
Hamaky ny tohiny
