• Alakamisy 04 Mey 2023
Sosialy.Asa sy fandoavan-ketra «Fananana politika hampatanjaka toekarena no vahaolana»

Ny haba sy hetra no fidiram-bolan'ny fanjakana. Rehefa kely izany ny hetra miditra dia maivana ny anaty kitapom-bolam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Mey 2023
Sosialy.Kaominin’i Talatamaty Maimaimpoana hatrany ny didim-poitra

60.000 Ar ny mora indrindra amin’ny fanaovana didim-poitra eny anivon’ny dokotera tsy miankina amin’izao ho an’ny zazalahy kely iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Mey 2023
Sosialy.Sendika FISEMARE « Omeo fiahiana ara-tsosialy avokoa ny mpiasa rehetra »

Raha tiana hisy marina ny fampandrosoana eto Madagasikara ho an’ny sendika FISEMARE dia ny asa hiveloman’ny isam-baravarana no tokony hasiam-panamboarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Aprily 2023
Sosialy.Tetikasa “pipeline” any Atsimo Hafahafa ny fomba fiasan’ny Fanjakana

Hafahafa fa tsy araka ny fomba fiasa mahazatra ny fomba fiasan’ny Rajoelina amin’ny fanatanterahana ilay tetikasa fitarihan-drano na « pipeline » mirefy 97km Mandrare-Sampona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Aprily 2023
Sosialy.«Vonjy voina» ao Ikongo 6000 Ariary isan’andro no omena ireo mponina miasa

Nandritry ny herintaona dia fahasahiranana foana ny mitatitra ireo entam-barotra avy ao Ikongo toy ny voankazo sy legioma ary vary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aprily 2023
Sosialy.Sehatry ny fananan-tany Ny 20%-n’ny tany eto ihany no misoratra amin’ny Malagasy

Mbola olana goavana ny fanoratan’ny Malagasy ny taniny amin’ny anarany eto amintsika. Vao ny 20 %-n’izany monja mantsy no misoratra amin'ny tompony hatreto.

Hamaky ny tohiny
FTT