Sosialy

Ministeran’ny fitsarana sy ny OIF Hanome kopia mari-pahaterahana ho an’ny ankizy miisa 6000


  • Alakamisy 20 Jolay 2023

Mbola betsaka ireo ankizy tsy manana kopia mari-pahaterahana eto amintsika indrindra fa ireo monina any ambanivohitra.

Ny fananan’ny olombelona iray kopia mari-pahaterahana anefa no hahafahany mandia ny varavaran-tsekoly, hahafahany manao kara-panondro sy mifidy rehefa feno 18 taona izy….Hiara-kiasa hanampiana ireo ankizy mbola tsy manana izany kopia mari-pahaterahana izany noho izany ny Ministeran’ny Fitsarana sy ny OIF na ny Organisation Internationale de la Francophonie. Vita sonia omaly ny fiaraha-miasa eo amin'ny eo amin’ny roa tonta, notarihin’ny mpitahiry ny tombokasem-panjakana ny Minisitry ny fitsarana, Rtoa Randriamanantenasoa landy mbolatiana. Hanomboka any amin’ireo kaominina miisa 10 mandrafitra ny faritra Itasy izany fanomezana sora-piankohonana izany ho an'ny ankizy miisa 4000.
Pati
Legende : Nandritra ny fifanaovan-tsonia notanterahina omaly
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT