• Talata 30 Mey 2023
Sosialy.Fifanakalozana ara-bola Miala any indray ny « Pop MVola »

Notokanana tetsy amin’ny Galaxy Andraharo ny faran’ny herinandro teo ny atao hoe Pop MVola.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Mey 2023
Sosialy.Fanenana karama farany ambany ho 238.000 Ariary

Ireo nitazona 250.000 Ariary indray no voasazy»

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Mey 2023
Sosialy.Randrana sendikaly «Efa mieritreritra hiverina ho mpandraharaha ve ny filoha?»

Rehefa navoakan’ny filankevitry ny minisitra ny hoe 238.000 Ariary aloha ny karama farany ambany dia tadidio fa tsy mbola didy fampiharana iny fa fitanana an-tsoratra, hoy ny Randrana sendikaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Mey 2023
Sosialy.Fikambanana ADFM Mijoro hanatsara ny toe-karena sy ny sosialin’ny mponina

Fikambanam-behivavy niompana tamin’ny fampiroboroboana ny asa tanana sy ny sosialy ary ny fambolena ny ADFM teny am-piandohana na ny Association pour les développement des femmes a Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Mey 2023
Sosialy.Fikambanana Manampy Hiverina hanolotra sakafo ho an’ny marefo ara-pivelomana

Eo ihany ny fitiavana ny mpiara-belona efa ao anaty fa efa nandalo fahasahirana sy tsy fahampiana koa ny tena dia izay no isan’ny mandrisika hanao asa soa, hoy ny filohan’ny fikambanana Manampy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Mey 2023
Sosialy.Ady amin’ny tsy fananan’asa Tanora miisa 16 no nomena fiofanana tao Ankadikely Ilafy

Be loatra ireo tanora tsy an’asa eto amintsika. Ankoatra ireo nahavita fianarana nefa tsy mahita fianarana mifandraika

Hamaky ny tohiny
FTT