Politique

Romule Andriamanantenasoa “Fotoana hamerenana ny fihavanana izao !”


  • Alarobia 18 Desambra 2019

Manomboka ny 20 ka hatramin’ny 24 desambra izao dia hikarakara ny antsoina hoe “Noely fitiavana sy fifaliana” ny kandida ho mpanolotsain’ny tanàna tao Alasora farany teo, Romule Andriamanantenasoa sy ny ekipany.

 

Maro ny zava-mahaliana ho an’ny ankizy ho hita amin’ity hetsika hotontosaina eny Ankadindratombo ity, hoy ny fanazavany. Antony dia satria ity noely 2019 ity dia angatahana amin’Andriamanitra mba hisian’ny fiovana eto Madagasikara. Tokony hiova ny fomba fitondrana ny fanjakana ary manova hatrany ifotony mihitsy ny zava-misy mba hiverina amin’ny fanao taloha nampiavaka ny Malagasy. Fotoana hamerenana ny fihavanana izao satria lasa mibahana loatra ny fisaratsarahana ankehitriny ary na ny mpiray tampo aza tsy mihavana. Miangavy ny mpitondra aho mba hanao ezaka hamerina ny fihavanana, hoy ny fanehoan-keviny.

J.Mirija

 

.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT