• Alatsinainy 27 Janoary 2020
Politique.Famotehana tamin’ny 2009 Tsy tafarina ny toekaren’ny firenena hatreto

26 janoary 2009 – 26 janoary 2020 ! feno 11 taona omaly ny famotehana sy fandorana ny fananam-pirenena sy ny orinasa Malagasy maro nataon’ny sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Janoary 2020
Politique.Andry Rajoelina « Ho avy eny Ambohitrimanjaka aho »

Nazava ny tenin’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina omaly teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha nandritra ny fihaonana tamin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Janoary 2020
Politique.Fitantanana ny tanàna « Tsy misy fanendrena PDS »

Kaominina 24 no hamerina fifidianana afaka 120 andro fa 8 kosa tsy nahitana kandidà nandritra ny fifidianana farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Janoary 2020
Politique.Didim-pitsarana momba ny fifidianana Mbola maro no havoakan’ny filankevi-panjakana

Ho an’ireo kaominina izay nodidian’ny fitsarana fa haverina ny fifidianana dia tsy miova ny fitantanana ao aminy aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Janoary 2020
Politique.Fanendrena olona ambony Tena tsy ampy olona ny fanjakana…

Governora tsy voatendry, ambasadaoro tsy voatendry, minisitra tsy voatendry,…

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Janoary 2020
Politique.Filoha sy ny governemanta Tena tonga ny tsotsorimamba isarahana

Andro vitsy sisa dia higadona ny 24 janoary naha herintaona nananganana ny governemanta, izay nisian’ny « contrat-programme » handrefesana ny asan’ireo mpikambana.

Hamaky ny tohiny
FTT