• Alarobia 29 Janoary 2020
Politique.Governemanta vaovao 460 ireo te ho minisitra…

Teratany Malagasy miisa 7855 avy eto an-toerana, avy any Eoropa, Etazonia, Afrika, Canada no namaly ny antso nataon’ny fitondram-panjakana Malagasy tamin’ilay fitadiavana manam-pahaizana sy teknisianina hiasa eo anivon’ny rafim-panjakana maro samihafa,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Janoary 2020
Politique.Faritra Atsimo Andrefana Tezitra ireo niasa maina tamin’ny fifidianana

Araka ny fampitam-baovao azo avy any an-toerana dia ny ankamaroan’ireo niantoka ny fampandehanan-draharaha tamin’ireny fifidianana tamin’ny taona 2019 ireny tany Atsimo Andrefana Faritanin’i Toliara na ny fifidianana solombavambahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Janoary 2020
Politique.Jean Eric Rakotoarisoa “Tokony hirosoana ny fifidianana governoram-paritra”

Nanatrika ny fanokafana ny atrikasa fanaovana tatitra ny fizotram-pifidianana izay no tanterahina ny taona 2017-2019 nataon`ny CENI sy ireo mpanohana ny fifidianana ny filohan`ny HCC,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Janoary 2020
Politique.HCC sy CENI Mahita fa tony sy milamina ny firenena

Ny zavatra lazaintsika voalohany dia milamina ny firenentsika, hoy ny filohan’ny vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na CENI, Hery Rakotomanana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Janoary 2020
Politique.Sahiran-tsaina Rajoelina Olana be ny fanilihana ireo lehiben’antoko…

Efa vita tamin’ny faramparan’ny herinandro teo ny fifantenana ireo olona handrafitra ny governemanta vaovao, raha ny tsiliam-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Janoary 2020
Politique.Vahaolana atolotry ny fanjakana Mivaona amin’ny filàn’ny oniversitem-panjakana

Manodidina ny 60.000 eo isan-taona ny isan’ireo tanora afaka bakalorea eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT