- Talata 21 Janoary 2020
Politique.Antoko Natiora « Vita ny adidin’ny praiminisitra. »
Araka ny efa nambarako hatrany, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Mihari-Ni-Rencho, dia tsy misy antenaiko amin’izao fitondrana izao.
Hamaky ny tohinyAraka ny efa nambarako hatrany, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Mihari-Ni-Rencho, dia tsy misy antenaiko amin’izao fitondrana izao.
Hamaky ny tohinyTonga nanokatra ny atrikasa sy dinik’asa entina manatanteraka ny rindran-damina amin'ny fanavaozana ny rafitry ny Tafika tanterahin’ireo tompon'andraikitra ambony eo anivon’ny tafika Malagasy,
Hamaky ny tohinyFandikan-dalàna faobe hita tamin’ny fitsirihana ny antontan-taratasim-bato, ka tsy hahafahana mamoaka voka-pifidianana tsy mitanila no nambaran’ny tribonaly misahana ny ady amin’ny fanjakana fa nanafoanana ka hamerenana ny fifidianana ao amin’ny kaominina Moramanga Renivohitra.
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny fahalaniana ho ben’ny tanàna teo amin’ny kaominina Ampitatafika taorian’ny fitoriana nataon’ny kandidàn’ny IRK ka nandresy i Rado Ramparaoelina, voafidy tamin’ny antoko TIM.
Hamaky ny tohinyNifantohan’ny adihevitra nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny resaka fanesorana mpivarotra amoron-dalana eto Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyFeno herintaona i Andry Rajoelina no filoha, karazan-javatra sy fihetsiketsehana maro no nitranga tao anatin’izany.
Hamaky ny tohiny