• Alakamisy 30 Janoary 2020
Politique.Maka Alphonse “Ilaina ny fanoherana saingy…”

“Ilain`ny firenena demokratika ny fisian`ny fanoherana. Ny lalàmpanorenana mihitsy no mitaky izany. Voalaza fa ny lehiben`ny mpanohitra no misahana ny filoha lefitra eo anivon`ny Antenimieram-pirenena”,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Janoary 2020
Politique.Governemanta Minisitra 6 nesorina, 10 olom-baovao

Tontosa omaly teny amin’ny Lapam-panjakana teny Iavoloha ny fanovana governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Janoary 2020
Politique.Fanendrena minisitra Nivoaka sempotra ny filoha sy ny praiminisitra

Omaly maraina no nahazo fampiantsoana ny mpanao gazety fa mila tonga eny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha amin’ny 3 ora sy sasany tolakandro fa hivoaka ny anaran’ireo mpikambana eo anivon’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Janoary 2020
Politique.Mahatoky tena loatra ny fanjakana Mampitandrina an-kolaka ny HCC

Niaraha-naheno ny filazan’ny filohan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenena na ny HCC Atoa Jean Eric Rakotoarisoa fa tokony hirosoana ny fifidianana governora.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Janoary 2020
Politique.Madagasikara Tsy handroso mihitsy raha tsy voafehy ny fitsinjaram-pahefana

Ny zava-misy eto Madagasikara, any ambanivohitra dia mbola amin'ny fomban-drazana ny fambolena sy fiompiana ka tsy mety tafita any amin'ny tantsaha ireo teknika moderna.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Janoary 2020
Politique.Fandriampahalemana Niova ny minisitry ny filaminam-bahoaka

Nandritra ny fanononana ny minisitra vaovao omaly teny Iavoloha, ny mpiandraikitra ny miaramila sy ny zandary nijanona ao anaty governemanta fa ny minisitry ny filaminam-bahoaka no niova.

Hamaky ny tohiny
FTT