- Alatsinainy 03 Febroary 2020
Politique.Rodoben’ny mpanohitra Tafatsangana ny ao Toamasina
Hentitra amin’ny fanaraha-maso ny raharaham-pirenena ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara na RMDM.
Hamaky ny tohinyHentitra amin’ny fanaraha-maso ny raharaham-pirenena ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara na RMDM.
Hamaky ny tohinyNanatanteraka kongresy tsy ara-potoana tetsy amin’ny Big Bang Behoririka tamin’ny zoma faha-31 janoary teo ny antoko politika ABA “Antokom-Bahoaka Malagasy”
Hamaky ny tohinyRaha nametraka ireo mpikamban’ny governemanta ny filoha Andry Rajoelina ny 24 janoary 2019 dia naneho ny hisiana tombana afaka herintaona hahitana izay nahomby sy tsy namely. Tonga ny herintaona,
Hamaky ny tohinyHiatrika fifidianana telo indray miaraka isika amin`ny taona 2023. Eo ny fifidianana filohan`ny Repoblika, ny fifidianana solombavambahoaka ary ny fifidianana monisipaly sy kaominaly.
Hamaky ny tohinyTontosa soa aman-tsara tamin’ny fomba ofisialy ny alarobia 29 janoary lasa teo ny fametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny ben’ny tanànan’ny Kaominina ambonivohitr’i Betafo Randriatahinamalala Livasoa Moratiavina.
Hamaky ny tohinyHanohy ny paikady rehetra ahafahana mamerina ny nosy Malagasy ao amin`ny ranomasimbe indianina ny minisitry ny raharaham-bahiny vaovao, Tehindrazanarivelo Jacob.
Hamaky ny tohiny