• Alarobia 19 Febroary 2020
Politique.Jeneraly Ramakavelo Désiré Nanao famelabelaran-kevitra tany am-ponja

Notontosaina omaly teny amin'ny fonjaben'Antanimora ny famelabelaran-kevitra narahina adihevitra, notarihin'ny Jeneraly Ramakavelo Désiré ;

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2020
Politique.Fihantsian’i Emmanuel Macron “Tokony hampiantso ny ambasadaoro frantsay ny mpitondra Malagasy.”

Fihantsiana na “incident diplomatique” no nataon’ny filoham-pirenena frantsay, Emmanuel Macron, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Otrikafo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2020
Politique.Toavina Ralambomahay “Mila manana antoko vao mitondra firenena”

« Ao anatin`ny efa-taona manaraka dia mila manokana vola mitentina 17,4 miliara dolara ny fanjakana Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2020
Politique.Lohamasinina nampanantenain-dRajoelina Mihemotra fanintelony ny fahatongavany

Nambara fa mialoha ny faran’ny taona 2019 no ho tonga ny lohamasinina roa ho an’ny zotra FCE.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2020
Politique.Lisi-pifidianana Hohalavaina 20 andro ny fe-potoana hanamarinana anarana

Ny 01 desambra 2019 no nisokatra ny lisi-pifidianana ka ny 15 febroary lasa teo no fe-potoana farany hanamarinana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2020
Politique.Hentitra ny ben’ny tanàna Tsy maintsy diovina Antananarivo

Miantso ireo manan-trano sy mpanofa rehetra eo amin’ny « avenue de l’indépendance » hanavao ny lokon’ny tranony.

Hamaky ny tohiny
FTT